# haneho zavatra anao aho Eliho dia miresaka ny fanazavana zavatra amin'ny Joba toy ny hoe andeha hampiseho ireo zavatra ireo an'i Joba izy. DH: "Hanazava zavatra aminao aho" # Hahazo ny fahalalako avy lavitra aho Eliho dia miresaka ny fananana fahalalana mahakasika zavatra samy hafa toy ny hoe mahazo ny fahalalany avy amin' ny toerana lavitra. DH: "Hasehoko anao ny fahalalako lehibe" # ny fahamarinana dia an'ny Mpahary ahy Eto, ny teny hoe "fahamarinana" dia azo adika ho mpamaritra. DH: "fa ny Mpahary ahy dia marina"