plt_tn/job/36/01.md

12 lines
529 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# haneho zavatra anao aho
Eliho dia miresaka ny fanazavana zavatra amin'ny Joba toy ny hoe andeha hampiseho ireo zavatra ireo an'i Joba izy. DH: "Hanazava zavatra aminao aho"
# Hahazo ny fahalalako avy lavitra aho
Eliho dia miresaka ny fananana fahalalana mahakasika zavatra samy hafa toy ny hoe mahazo ny fahalalany avy amin' ny toerana lavitra. DH: "Hasehoko anao ny fahalalako lehibe"
# ny fahamarinana dia an'ny Mpahary ahy
Eto, ny teny hoe "fahamarinana" dia azo adika ho mpamaritra. DH: "fa ny Mpahary ahy dia marina"