plt_tn/job/34/07.md

648 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany i Eliho.

Fa lehilahy inona i Joba

Mampiasa io dia fanontaniana fampisainana i Eliho mba handatsana an'i Joba. Io fanontaniana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy misy olona tahaka an'i Joba"

izay misotro ny fanamavoana toy ny rano

Eliho dia manameloka an'i Joba ny amin'ny fanamavoana ny hafa matetika tahaka ny fisotroana rano. DH: "izay manamavo ny olona hafa matetika tahaka ny fisotroany rano"

miray lalana amin'ny olona ratsy fanahy

Eto ny "miray lalana" dia fomba fiteny enti-milaza ny fihetsiky ny olona. DH: "izay mitondra-tena tahaka ny olona ratsy fanahy"