plt_tn/job/34/07.md

16 lines
648 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany i Eliho.
# Fa lehilahy inona i Joba
Mampiasa io dia fanontaniana fampisainana i Eliho mba handatsana an'i Joba. Io fanontaniana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy misy olona tahaka an'i Joba"
# izay misotro ny fanamavoana toy ny rano
Eliho dia manameloka an'i Joba ny amin'ny fanamavoana ny hafa matetika tahaka ny fisotroana rano. DH: "izay manamavo ny olona hafa matetika tahaka ny fisotroany rano"
# miray lalana amin'ny olona ratsy fanahy
Eto ny "miray lalana" dia fomba fiteny enti-milaza ny fihetsiky ny olona. DH: "izay mitondra-tena tahaka ny olona ratsy fanahy"