# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany i Eliho. # Fa lehilahy inona i Joba Mampiasa io dia fanontaniana fampisainana i Eliho mba handatsana an'i Joba. Io fanontaniana io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy misy olona tahaka an'i Joba" # izay misotro ny fanamavoana toy ny rano Eliho dia manameloka an'i Joba ny amin'ny fanamavoana ny hafa matetika tahaka ny fisotroana rano. DH: "izay manamavo ny olona hafa matetika tahaka ny fisotroany rano" # miray lalana amin'ny olona ratsy fanahy Eto ny "miray lalana" dia fomba fiteny enti-milaza ny fihetsiky ny olona. DH: "izay mitondra-tena tahaka ny olona ratsy fanahy"