plt_tn/job/33/27.md

707 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.

saingy tsy nofaizina ny fahotako

DH: "saingy tsy nanasazy ahy noho ny fahotana Andriamanitra"

Namonjy ny fanahiko tsy hidina any an-davaka

Eto, ilay olona dia tondroina amin'ny alalan'ny "fanahiny." DH: "namonjy ahy tsy amin'ny fahafatsana sy tsy ho any an-davaka"

lavaka

Ny toerana izay alehan'ny olona maty dia aseho amin'ny "lavaka." DH: "toerana izay alehan'ny olona maty"

hahita fahazavana hatrany ny fiainako

Eto, ilay olona dia aseho amin'ny alalan'ny " fiainany." Ary koa, ny fahavelomana dia resahina toy ny fahitana hazavana. DH: "Hiaina hatrany aho ary hahita hazavana" na "ho velona hatrany aho"