# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho. # saingy tsy nofaizina ny fahotako DH: "saingy tsy nanasazy ahy noho ny fahotana Andriamanitra" # Namonjy ny fanahiko tsy hidina any an-davaka Eto, ilay olona dia tondroina amin'ny alalan'ny "fanahiny." DH: "namonjy ahy tsy amin'ny fahafatsana sy tsy ho any an-davaka" # lavaka Ny toerana izay alehan'ny olona maty dia aseho amin'ny "lavaka." DH: "toerana izay alehan'ny olona maty" # hahita fahazavana hatrany ny fiainako Eto, ilay olona dia aseho amin'ny alalan'ny " fiainany." Ary koa, ny fahavelomana dia resahina toy ny fahitana hazavana. DH: "Hiaina hatrany aho ary hahita hazavana" na "ho velona hatrany aho"