forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
707 B
Markdown
20 lines
707 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.
|
||
|
|
||
|
# saingy tsy nofaizina ny fahotako
|
||
|
|
||
|
DH: "saingy tsy nanasazy ahy noho ny fahotana Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# Namonjy ny fanahiko tsy hidina any an-davaka
|
||
|
|
||
|
Eto, ilay olona dia tondroina amin'ny alalan'ny "fanahiny." DH: "namonjy ahy tsy amin'ny fahafatsana sy tsy ho any an-davaka"
|
||
|
|
||
|
# lavaka
|
||
|
|
||
|
Ny toerana izay alehan'ny olona maty dia aseho amin'ny "lavaka." DH: "toerana izay alehan'ny olona maty"
|
||
|
|
||
|
# hahita fahazavana hatrany ny fiainako
|
||
|
|
||
|
Eto, ilay olona dia aseho amin'ny alalan'ny " fiainany." Ary koa, ny fahavelomana dia resahina toy ny fahitana hazavana. DH: "Hiaina hatrany aho ary hahita hazavana" na "ho velona hatrany aho"
|