plt_tn/job/33/25.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.

ary dia

Ny teny "ary dia" dia ampiasaina eto mba hanamarihana izay hitranga rehefa manaiky ny fangatahan'ilay anjely Andriamanitra. DH: "ary ny vokatr'izany" na "noho ny fangatahan'ilay anjely tamin'Anfdriamanitra"

ho vaovao noho ny an'ny zaza

Ao amin'io fampitahana io, ny teny "vaovao" dia fanitarana. DH: "vaovao tahaka ny an' ny zaza"

hiverina amin'ny andro tamin'ny herin'ny fahatanorany izy

Io dia miresaka ny fiverenan'ny olona amin'ny heriny indray toy ny hoe miverina tanora indray izy raha ny marina. DH: "Hatanjaka indray izy, tahaka azy fony tanora"

hahitany ny tavan'Andriamanitra amin'ny fifaliana

Io dia fomba fiteny. DH: "midera an'Andriamanitra amim-pifaliana izy"

tavan'Andriamanitra

Andriamanitra eto dia aseho amin'ny alalan'ny "tavany" DH: "Andriamanitra"

Homen'Andriamanitra an'ilay olona ny fandreseny

"Andriamanitra dia hanavotra ilay olona" na "hanao izay maha mety ilay indray Andriamanitra"