plt_tn/job/33/25.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.
# ary dia
Ny teny "ary dia" dia ampiasaina eto mba hanamarihana izay hitranga rehefa manaiky ny fangatahan'ilay anjely Andriamanitra. DH: "ary ny vokatr'izany" na "noho ny fangatahan'ilay anjely tamin'Anfdriamanitra"
# ho vaovao noho ny an'ny zaza
Ao amin'io fampitahana io, ny teny "vaovao" dia fanitarana. DH: "vaovao tahaka ny an' ny zaza"
# hiverina amin'ny andro tamin'ny herin'ny fahatanorany izy
Io dia miresaka ny fiverenan'ny olona amin'ny heriny indray toy ny hoe miverina tanora indray izy raha ny marina. DH: "Hatanjaka indray izy, tahaka azy fony tanora"
# hahitany ny tavan'Andriamanitra amin'ny fifaliana
Io dia fomba fiteny. DH: "midera an'Andriamanitra amim-pifaliana izy"
# tavan'Andriamanitra
Andriamanitra eto dia aseho amin'ny alalan'ny "tavany" DH: "Andriamanitra"
# Homen'Andriamanitra an'ilay olona ny fandreseny
"Andriamanitra dia hanavotra ilay olona" na "hanao izay maha mety ilay indray Andriamanitra"