# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho. # ary dia Ny teny "ary dia" dia ampiasaina eto mba hanamarihana izay hitranga rehefa manaiky ny fangatahan'ilay anjely Andriamanitra. DH: "ary ny vokatr'izany" na "noho ny fangatahan'ilay anjely tamin'Anfdriamanitra" # ho vaovao noho ny an'ny zaza Ao amin'io fampitahana io, ny teny "vaovao" dia fanitarana. DH: "vaovao tahaka ny an' ny zaza" # hiverina amin'ny andro tamin'ny herin'ny fahatanorany izy Io dia miresaka ny fiverenan'ny olona amin'ny heriny indray toy ny hoe miverina tanora indray izy raha ny marina. DH: "Hatanjaka indray izy, tahaka azy fony tanora" # hahitany ny tavan'Andriamanitra amin'ny fifaliana Io dia fomba fiteny. DH: "midera an'Andriamanitra amim-pifaliana izy" # tavan'Andriamanitra Andriamanitra eto dia aseho amin'ny alalan'ny "tavany" DH: "Andriamanitra" # Homen'Andriamanitra an'ilay olona ny fandreseny "Andriamanitra dia hanavotra ilay olona" na "hanao izay maha mety ilay indray Andriamanitra"