plt_tn/job/33/04.md

12 lines
486 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Joba i Eliho.
# Ny Fanahin'Andriamanitra ...no nanome fahavelomana ahy
Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany. Eliho dia manamafy fa Andriamanitra no nanao azy sy nanome fahefana azy ny amin'izay lazainy.
# alaharo eto anatrehako ny teninao ka mitsangàna
Io dia miresaka ny fanomanan'i Joba izay holazainy toy ny hoe mametraka sy mandamina zavatra. DH: "Homano izay holazainao, ary mitsangàna ka valio aho"