plt_tn/job/33/04.md

486 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Joba i Eliho.

Ny Fanahin'Andriamanitra ...no nanome fahavelomana ahy

Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany. Eliho dia manamafy fa Andriamanitra no nanao azy sy nanome fahefana azy ny amin'izay lazainy.

alaharo eto anatrehako ny teninao ka mitsangàna

Io dia miresaka ny fanomanan'i Joba izay holazainy toy ny hoe mametraka sy mandamina zavatra. DH: "Homano izay holazainao, ary mitsangàna ka valio aho"