# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'i Joba i Eliho. # Ny Fanahin'Andriamanitra ...no nanome fahavelomana ahy Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny dikany. Eliho dia manamafy fa Andriamanitra no nanao azy sy nanome fahefana azy ny amin'izay lazainy. # alaharo eto anatrehako ny teninao ka mitsangàna Io dia miresaka ny fanomanan'i Joba izay holazainy toy ny hoe mametraka sy mandamina zavatra. DH: "Homano izay holazainao, ary mitsangàna ka valio aho"