plt_tn/job/32/20.md

545 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'ny fampiasana fampitovina mba ho fanamafisana i Eliho.

mba hahavelombelon'aina ahy

DH: "mba hahatsiarovako maivamaivana"

ny molotro

Eto, ny "molotra" dia mampiseho vava. DH: "hanokatra ny vavako"

tsy hanome fiantsoana mihaja na amin'iza na amin'iza

"tsy hidera na iza na iza na hanome anaram-boninahitra azy"

Mpahary ahy

"Andriamanitra izay nanao ahy." Io dia anarana manondro an'Andriamanitra.

haka ahy

Io dia midika fa hamotika azy izy. DH: "hamotika ahy"