# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'ny fampiasana fampitovina mba ho fanamafisana i Eliho. # mba hahavelombelon'aina ahy DH: "mba hahatsiarovako maivamaivana" # ny molotro Eto, ny "molotra" dia mampiseho vava. DH: "hanokatra ny vavako" # tsy hanome fiantsoana mihaja na amin'iza na amin'iza "tsy hidera na iza na iza na hanome anaram-boninahitra azy" # Mpahary ahy "Andriamanitra izay nanao ahy." Io dia anarana manondro an'Andriamanitra. # haka ahy Io dia midika fa hamotika azy izy. DH: "hamotika ahy"