plt_tn/job/32/20.md

24 lines
545 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'ny fampiasana fampitovina mba ho fanamafisana i Eliho.
# mba hahavelombelon'aina ahy
DH: "mba hahatsiarovako maivamaivana"
# ny molotro
Eto, ny "molotra" dia mampiseho vava. DH: "hanokatra ny vavako"
# tsy hanome fiantsoana mihaja na amin'iza na amin'iza
"tsy hidera na iza na iza na hanome anaram-boninahitra azy"
# Mpahary ahy
"Andriamanitra izay nanao ahy." Io dia anarana manondro an'Andriamanitra.
# haka ahy
Io dia midika fa hamotika azy izy. DH: "hamotika ahy"