plt_tn/job/32/11.md

401 B

Indro

Mampiasa io teny io i Eliho eto mba hisarihana ny fihainoan'ny olona izay holazainy manaraka. DH: "henoy"

niandry ny teninareo aho

Ny teny "ianareo" dia manondro ireo naman'i Joba. Ny "teny" dia manondro izay nolazain'izy ireo. DH: "niandry izay holazainareo aho"

afaka namaly ireo teniny

Ny teny "namaly" eto dia tsy midika ho valin-teny ihany, fa valin-teny amin'ny valiny mahasoa.