plt_tn/job/32/11.md

12 lines
401 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
Mampiasa io teny io i Eliho eto mba hisarihana ny fihainoan'ny olona izay holazainy manaraka. DH: "henoy"
# niandry ny teninareo aho
Ny teny "ianareo" dia manondro ireo naman'i Joba. Ny "teny" dia manondro izay nolazain'izy ireo. DH: "niandry izay holazainareo aho"
# afaka namaly ireo teniny
Ny teny "namaly" eto dia tsy midika ho valin-teny ihany, fa valin-teny amin'ny valiny mahasoa.