# Indro Mampiasa io teny io i Eliho eto mba hisarihana ny fihainoan'ny olona izay holazainy manaraka. DH: "henoy" # niandry ny teninareo aho Ny teny "ianareo" dia manondro ireo naman'i Joba. Ny "teny" dia manondro izay nolazain'izy ireo. DH: "niandry izay holazainareo aho" # afaka namaly ireo teniny Ny teny "namaly" eto dia tsy midika ho valin-teny ihany, fa valin-teny amin'ny valiny mahasoa.