plt_tn/job/31/38.md

8 lines
334 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Io dia mamarana ny fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina.
# Raha mitaraina manohitra ahy ny taniko
Joba dia manoritsoritra ny tany toy ny hoe olona izay mitaraina satria nangalarin'i Joba tamin'ny tompony izany.