plt_tn/job/31/38.md

334 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Io dia mamarana ny fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina.

Raha mitaraina manohitra ahy ny taniko

Joba dia manoritsoritra ny tany toy ny hoe olona izay mitaraina satria nangalarin'i Joba tamin'ny tompony izany.