# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Io dia mamarana ny fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina. # Raha mitaraina manohitra ahy ny taniko Joba dia manoritsoritra ny tany toy ny hoe olona izay mitaraina satria nangalarin'i Joba tamin'ny tompony izany.