plt_tn/job/31/26.md

20 lines
509 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina.
# ny volana mandehandeha
DH: "ny volana mivezivezy eny amin'ny habakabaka"
# raha voasarika mangingina ny foko
DH: "raha naniry ny hidera azy ireo mangingina aho"
# nanoroka ny tanako hiderana azy ireo ny molotro
Io dia mariky ny fitiavana sy fanoloran-tena.
# hosazian'ireo mpitsara
DH: "izay maha rariny ny hanasazin'ny mpitsra ahy"