# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina. # ny volana mandehandeha DH: "ny volana mivezivezy eny amin'ny habakabaka" # raha voasarika mangingina ny foko DH: "raha naniry ny hidera azy ireo mangingina aho" # nanoroka ny tanako hiderana azy ireo ny molotro Io dia mariky ny fitiavana sy fanoloran-tena. # hosazian'ireo mpitsara DH: "izay maha rariny ny hanasazin'ny mpitsra ahy"