plt_tn/job/31/26.md

509 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina.

ny volana mandehandeha

DH: "ny volana mivezivezy eny amin'ny habakabaka"

raha voasarika mangingina ny foko

DH: "raha naniry ny hidera azy ireo mangingina aho"

nanoroka ny tanako hiderana azy ireo ny molotro

Io dia mariky ny fitiavana sy fanoloran-tena.

hosazian'ireo mpitsara

DH: "izay maha rariny ny hanasazin'ny mpitsra ahy"