plt_tn/job/31/24.md

492 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina.

raha niteny tamin'ny volamena tsara aho hoe: 'Ianao no atokisako'

Io andalana io dia milaza zavatra mitovy amin'ny andalana teo aloha. Ny fiarahan'ireo dia manamafy fa i Joba dia tsy natoky ny fananany hitondra filaminana ho azy.

nahazo fananana maro ny tanako

DH: "nahazo harena maro nohon'ny fahaizako manokana aho"