# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina. # raha niteny tamin'ny volamena tsara aho hoe: 'Ianao no atokisako' Io andalana io dia milaza zavatra mitovy amin'ny andalana teo aloha. Ny fiarahan'ireo dia manamafy fa i Joba dia tsy natoky ny fananany hitondra filaminana ho azy. # nahazo fananana maro ny tanako DH: "nahazo harena maro nohon'ny fahaizako manokana aho"