plt_tn/job/31/24.md

12 lines
492 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina.
# raha niteny tamin'ny volamena tsara aho hoe: 'Ianao no atokisako'
Io andalana io dia milaza zavatra mitovy amin'ny andalana teo aloha. Ny fiarahan'ireo dia manamafy fa i Joba dia tsy natoky ny fananany hitondra filaminana ho azy.
# nahazo fananana maro ny tanako
DH: "nahazo harena maro nohon'ny fahaizako manokana aho"