forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
607 B
Markdown
16 lines
607 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba (voalaza ao amin'ny 31:22), kanefa fantany fa tsy marina ireo.
|
|
|
|
# tsy nisaotra ahy ny fony noho izy tsy nafana tamin'ny volon'ondriko,
|
|
|
|
DH: "Nomeko fitafiana volon'ondry mba hampafana azy ireo ny olona tahaka izany, ary dia nitso-drano ahy izy ireo; saingy raha tsy nanao izany aho dia, "
|
|
|
|
# raha nanandratra ny tanako hanohitra
|
|
|
|
DH: "raha nampijaly aho"
|
|
|
|
# teo am-bavahadin'ny tanàna
|
|
|
|
Io dia toerana fihaonan'ny olo-manan-kajan'ny tanàna mba handray fanapahan-kevitra.
|