# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba (voalaza ao amin'ny 31:22), kanefa fantany fa tsy marina ireo. # tsy nisaotra ahy ny fony noho izy tsy nafana tamin'ny volon'ondriko, DH: "Nomeko fitafiana volon'ondry mba hampafana azy ireo ny olona tahaka izany, ary dia nitso-drano ahy izy ireo; saingy raha tsy nanao izany aho dia, " # raha nanandratra ny tanako hanohitra DH: "raha nampijaly aho" # teo am-bavahadin'ny tanàna Io dia toerana fihaonan'ny olo-manan-kajan'ny tanàna mba handray fanapahan-kevitra.