plt_tn/job/31/19.md

607 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba (voalaza ao amin'ny 31:22), kanefa fantany fa tsy marina ireo.

tsy nisaotra ahy ny fony noho izy tsy nafana tamin'ny volon'ondriko,

DH: "Nomeko fitafiana volon'ondry mba hampafana azy ireo ny olona tahaka izany, ary dia nitso-drano ahy izy ireo; saingy raha tsy nanao izany aho dia, "

raha nanandratra ny tanako hanohitra

DH: "raha nampijaly aho"

teo am-bavahadin'ny tanàna

Io dia toerana fihaonan'ny olo-manan-kajan'ny tanàna mba handray fanapahan-kevitra.