plt_tn/job/31/16.md

750 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.

raha nanapahina ny mason'ny mpitondratena tamin'ny fitomaniana aho

Eto, ny "nanapahina" dia manondro ny tsy fahitan'ireo mpitondratena tsara nohon'ny fitomaniny. DH: "nampitomany ny mpitondratena tamin'ny alahelo lehibe aho"

ny sombin-kaniko

"ny sakafoko"

niara-lehibe tamiko toy ny niaraka tamin'ny ray hatramin'ny fahazazako ny zaza kamboty, ary nitarika ny reniny aho, izay mpitondratena, avy ao an-kibon-dreniko

Manoritsoritra ny fomba tena nitondrany ireo kamboty sy ny mpitondratena i Joba. DH: "nikarakara ny kamboty sy ny mpitondratena aho satria tanora aho"