# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo. # raha nanapahina ny mason'ny mpitondratena tamin'ny fitomaniana aho Eto, ny "nanapahina" dia manondro ny tsy fahitan'ireo mpitondratena tsara nohon'ny fitomaniny. DH: "nampitomany ny mpitondratena tamin'ny alahelo lehibe aho" # ny sombin-kaniko "ny sakafoko" # niara-lehibe tamiko toy ny niaraka tamin'ny ray hatramin'ny fahazazako ny zaza kamboty, ary nitarika ny reniny aho, izay mpitondratena, avy ao an-kibon-dreniko Manoritsoritra ny fomba tena nitondrany ireo kamboty sy ny mpitondratena i Joba. DH: "nikarakara ny kamboty sy ny mpitondratena aho satria tanora aho"