plt_tn/job/31/16.md

16 lines
750 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.
# raha nanapahina ny mason'ny mpitondratena tamin'ny fitomaniana aho
Eto, ny "nanapahina" dia manondro ny tsy fahitan'ireo mpitondratena tsara nohon'ny fitomaniny. DH: "nampitomany ny mpitondratena tamin'ny alahelo lehibe aho"
# ny sombin-kaniko
"ny sakafoko"
# niara-lehibe tamiko toy ny niaraka tamin'ny ray hatramin'ny fahazazako ny zaza kamboty, ary nitarika ny reniny aho, izay mpitondratena, avy ao an-kibon-dreniko
Manoritsoritra ny fomba tena nitondrany ireo kamboty sy ny mpitondratena i Joba. DH: "nikarakara ny kamboty sy ny mpitondratena aho satria tanora aho"