plt_tn/job/31/13.md

737 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.

dia inona ary no hataoko rehefa mitsangana hiampanga ahy Andriamanitra? Rehefa ho avy hitsara ahy Izy, dia ahoana no havaliko Azy?

Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba ho fanamafisana. DH: "ary dia tsy hanan-kolazaina mba hirovako tena aho mazava hoazy rehefa tonga mitsara ahy Andriamanitra"

Moa ilay iray izay nanao ahy tao am-bohoka tsy nanao azy ireo koa? Moa tsy iray ihany no namolavola anay rehetra tao am-bohoka?

DH: "Andriamanitra, izay nanao ahy tamin'ny fomba nanaovany azy ireo tokoa, dia tokony hitsara ahy amin'ny fomba fitsaràny azy ireo."