plt_tn/job/31/13.md

12 lines
737 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.
# dia inona ary no hataoko rehefa mitsangana hiampanga ahy Andriamanitra? Rehefa ho avy hitsara ahy Izy, dia ahoana no havaliko Azy?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba ho fanamafisana. DH: "ary dia tsy hanan-kolazaina mba hirovako tena aho mazava hoazy rehefa tonga mitsara ahy Andriamanitra"
# Moa ilay iray izay nanao ahy tao am-bohoka tsy nanao azy ireo koa? Moa tsy iray ihany no namolavola anay rehetra tao am-bohoka?
DH: "Andriamanitra, izay nanao ahy tamin'ny fomba nanaovany azy ireo tokoa, dia tokony hitsara ahy amin'ny fomba fitsaràny azy ireo."