# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo. # dia inona ary no hataoko rehefa mitsangana hiampanga ahy Andriamanitra? Rehefa ho avy hitsara ahy Izy, dia ahoana no havaliko Azy? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba ho fanamafisana. DH: "ary dia tsy hanan-kolazaina mba hirovako tena aho mazava hoazy rehefa tonga mitsara ahy Andriamanitra" # Moa ilay iray izay nanao ahy tao am-bohoka tsy nanao azy ireo koa? Moa tsy iray ihany no namolavola anay rehetra tao am-bohoka? DH: "Andriamanitra, izay nanao ahy tamin'ny fomba nanaovany azy ireo tokoa, dia tokony hitsara ahy amin'ny fomba fitsaràny azy ireo."