plt_tn/job/31/11.md

478 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.

ho heloka bevava ho sazian'ny mpitsara izany

DH: "ho heloka bevava izay mendrika ny hosazin'ny mpitsara izany"

Satria izany dia afo izay mandevona ny zavatra rehetra ho an'ny Fianinan-tsy hita sy handoro ny vokatro rehetra

Joba dia manamafy ny haloza sy ny fanapotehan'ny fahotan'ny fijangajangana.