plt_tn/job/31/11.md

12 lines
478 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.
# ho heloka bevava ho sazian'ny mpitsara izany
DH: "ho heloka bevava izay mendrika ny hosazin'ny mpitsara izany"
# Satria izany dia afo izay mandevona ny zavatra rehetra ho an'ny Fianinan-tsy hita sy handoro ny vokatro rehetra
Joba dia manamafy ny haloza sy ny fanapotehan'ny fahotan'ny fijangajangana.