# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo. # ho heloka bevava ho sazian'ny mpitsara izany DH: "ho heloka bevava izay mendrika ny hosazin'ny mpitsara izany" # Satria izany dia afo izay mandevona ny zavatra rehetra ho an'ny Fianinan-tsy hita sy handoro ny vokatro rehetra Joba dia manamafy ny haloza sy ny fanapotehan'ny fahotan'ny fijangajangana.