plt_tn/job/31/09.md

653 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.

Raha voafitaky ny vehivavy ny foko

DH: "Raha naniry ny vadin'ny lehilahy hafa aho"

raha nandry tam-piandrasana teo am-baravaran'ny mpiara-belona tamiko ny vadiny aho

"ary niandry azy hiala ny trano aho mba hahafahako miara-mandry aminy"

aoka ny vadiko hitoto vary ho an'ny lehilahy hafa

Ireo mety ho heviny: 1) io fomba entina hitenenana ny lehilahy hafa izay miara-mandry amin'ny vadin'i Joba, na 2) io dia midika fa ho lasa andevo sy hiasa ho an'ny lehilahy hafa izy.