plt_tn/job/31/09.md

16 lines
653 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.
# Raha voafitaky ny vehivavy ny foko
DH: "Raha naniry ny vadin'ny lehilahy hafa aho"
# raha nandry tam-piandrasana teo am-baravaran'ny mpiara-belona tamiko ny vadiny aho
"ary niandry azy hiala ny trano aho mba hahafahako miara-mandry aminy"
# aoka ny vadiko hitoto vary ho an'ny lehilahy hafa
Ireo mety ho heviny: 1) io fomba entina hitenenana ny lehilahy hafa izay miara-mandry amin'ny vadin'i Joba, na 2) io dia midika fa ho lasa andevo sy hiasa ho an'ny lehilahy hafa izy.