# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo. # Raha voafitaky ny vehivavy ny foko DH: "Raha naniry ny vadin'ny lehilahy hafa aho" # raha nandry tam-piandrasana teo am-baravaran'ny mpiara-belona tamiko ny vadiny aho "ary niandry azy hiala ny trano aho mba hahafahako miara-mandry aminy" # aoka ny vadiko hitoto vary ho an'ny lehilahy hafa Ireo mety ho heviny: 1) io fomba entina hitenenana ny lehilahy hafa izay miara-mandry amin'ny vadin'i Joba, na 2) io dia midika fa ho lasa andevo sy hiasa ho an'ny lehilahy hafa izy.