plt_tn/job/31/07.md

569 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.

Raha niala tamin'ny lala-marina ny diako

DH: "Raha nitsahatra tamin'ny fanaovana ny marina aho"

raha nandeha nanaraka ny masoko ny foko

DH: "Raha nitsahatra tamin'ny fanaovana ny marina aho"

raha nisy pentina nandoto ny tanako

DH: "Raha meloky ny fahotana rehetra aho"

aoka ho fongorana amin'ny sahako ny vokatra

DH: "aoka ny olon-kafa ho avy ka haka ny vokatra eo amin'ny sahako"