plt_tn/job/31/07.md

20 lines
569 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo.
# Raha niala tamin'ny lala-marina ny diako
DH: "Raha nitsahatra tamin'ny fanaovana ny marina aho"
# raha nandeha nanaraka ny masoko ny foko
DH: "Raha nitsahatra tamin'ny fanaovana ny marina aho"
# raha nisy pentina nandoto ny tanako
DH: "Raha meloky ny fahotana rehetra aho"
# aoka ho fongorana amin'ny sahako ny vokatra
DH: "aoka ny olon-kafa ho avy ka haka ny vokatra eo amin'ny sahako"