# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy fanoritsoritana ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra i Joba, kanefa fantany fa tsy marina ireo. # Raha niala tamin'ny lala-marina ny diako DH: "Raha nitsahatra tamin'ny fanaovana ny marina aho" # raha nandeha nanaraka ny masoko ny foko DH: "Raha nitsahatra tamin'ny fanaovana ny marina aho" # raha nisy pentina nandoto ny tanako DH: "Raha meloky ny fahotana rehetra aho" # aoka ho fongorana amin'ny sahako ny vokatra DH: "aoka ny olon-kafa ho avy ka haka ny vokatra eo amin'ny sahako"