plt_tn/job/31/05.md

574 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Joba.

Raha

Ao amin'ny 31:5-40, Joba dia manoritsoritra ny fahasamihafan'ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra. Kanefa, fantany fa tsy marina ireo ary tsy meloka izy.

nandeha tamin'ny lainga aho, raha nandeha faingana ho amin'ny fitaka ny tongotro

DH: "nahavita zava-tsy marina na ninia namitaka olona"

aoka aho ho lanjaina amin'ny mizana

Mampiasa mizana ny olona mba handanjana zavatra ka mamaritra ny lanjan'izany. DH: "Aoka Andriamanitra hitsara ahy amim-pahamarinana"