plt_tn/job/31/05.md

16 lines
574 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Joba.
# Raha
Ao amin'ny 31:5-40, Joba dia manoritsoritra ny fahasamihafan'ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra. Kanefa, fantany fa tsy marina ireo ary tsy meloka izy.
# nandeha tamin'ny lainga aho, raha nandeha faingana ho amin'ny fitaka ny tongotro
DH: "nahavita zava-tsy marina na ninia namitaka olona"
# aoka aho ho lanjaina amin'ny mizana
Mampiasa mizana ny olona mba handanjana zavatra ka mamaritra ny lanjan'izany. DH: "Aoka Andriamanitra hitsara ahy amim-pahamarinana"