# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany i Joba. # Raha Ao amin'ny 31:5-40, Joba dia manoritsoritra ny fahasamihafan'ny zava-misy izay naha- mendrika azy ny fanasazian'Andriamanitra. Kanefa, fantany fa tsy marina ireo ary tsy meloka izy. # nandeha tamin'ny lainga aho, raha nandeha faingana ho amin'ny fitaka ny tongotro DH: "nahavita zava-tsy marina na ninia namitaka olona" # aoka aho ho lanjaina amin'ny mizana Mampiasa mizana ny olona mba handanjana zavatra ka mamaritra ny lanjan'izany. DH: "Aoka Andriamanitra hitsara ahy amim-pahamarinana"